|
|
Genesis |
Fiandohana na Genesisy |
Fiandohana na Jenezy |
La Genèse |
... | ... | ... | ... | ... |
Gen / Jen 36.20 |
These are the sons of Seir the Horite, who inhabited the land; Lotan, and Shobal, and Zibeon, and Anah, |
Ary izao no zanakalahin' i Seïra Horita, izay nonina tany amin' ny tany: Lotana sy Sobala sy Zibona sy Ana |
Izao kosa no zanakalahin' i Seira, Horeana, izay efa nonina teo amin' ny tany rahateo; Laotana, Sobala, Sebeona, Anà, Disona, Esera ary Disàna. |
Voici les fils de Séïr le Horite, les indigènes du pays : Lotân, Shobal, Çibéon, Ana, |
... | ... | ... | ... | ... |
Gen / Jen 36.23 |
And the children of Shobal were these; Alvan, and Manahath, and Ebal, Shepho, and Onam. |
Ary izao no zanakalahin' i Sobala: Alvana sy Manahata sy Ebala sy Sefo ary Onama. |
Izao no zanakalahin' i Sobala: Alvana, Manahata, Ebala, Sefao, ary Onama. |
Voici les fils de Shobal : Alvân, Manahat, Ébal, Shepho, Onam. |
... | ... | ... | ... | ... |
Gen / Jen 36.29 |
These are the dukes that came of the Horites; duke Lotan, duke Shobal, duke Zibeon, duke Anah, |
Ary izao no loham-pirenena tamin' ny Horita: Lotana loham-pireneny sy Sobala loham-pireneny sy Zibona loham-pireneny sy Ana loham-pireneny |
Izao no loham-pirenena amin' ny Horeana: Laotana loham-pirenena, Sobala, loham-pirenena, Sebeona, Anà, loham-pirenena; |
Voici les chefs des Horites : le chef Lotân, le chef Shobal, le chef Çibéôn, le chef Ana, |
|
|
1st Book of Chronicles |
1 Tantara |
Tantara I |
1er Livre des Chroniques |
... | ... | ... | ... | ... |
1Tt / 1Tan 1.38 |
And the sons of Seir; Lotan, and Shobal, and Zibeon, and Anah, and Dishon, and Ezar, and Dishan. |
Ary ny zanakalahin' i Seira dia Lotana sy Sobala sy Zibona sy Ana sy Disona sy Ezera ary Disana. |
Zanak' i Seira: Lotàna, Sobala, Sebeona, Anà, Sisona, Esera, ary Disàna. |
Fils de Séïr : Lotân, Shobal, Çibéôn, Ana, Dishôn, Éçer, Dishân. |
... | ... | ... | ... | ... |
1Tt / 1Tan 1.40 |
The sons of Shobal; Alian, and Manahath, and Ebal, Shephi, and Onam. and the sons of Zibeon; Aiah, and Anah. |
Ary ny zanakalahin' i Sobala dia Aliana sy Manahata sy Ebala sy Sefy ary Onama. Ary ny zanakalahin' i Zibona dia Aia sy Ana. |
Zanak' i Sobala: Aliàna, Manahata, Ebala, Sefà, ary Onama. Zanak' i Sebeona: Aià sy Anà. Zanak' i Ana: Disona. |
Fils de Shobal : Alyân, Manahat, Ébal, Shephi, Onam. Fils de Çibéôn : Ayya et Ana. |
... | ... | ... | ... | ... |
1Tt / 1Tan 2.50 |
These were the sons of Caleb the son of Hur, the firstborn of Ephratah; Shobal the father of Kirjathjearim. |
Izao no zanakalahin' i Kaleba, zanak' i Hora, lahimatoan' i Efrata: Sobala, razamben' ny any Kiriata-Jearima, |
Izao no zanakalahin' i Kaleba. Zanakalahin' i Hora, lahimatoan' i Efratà: Sobala, rain' i Kariatiarima, |
Tels furent les descendants de Caleb. Fils de Hur, premier-né d'Éphrata : Shobal, père de Qiryat-Yéarim, |
... | ... | ... | ... | ... |
1Tt / 1Tan 2.52 |
And Shobal the father of Kirjathjearim had sons; Haroeh, and half of the Manahethites. |
Ary Sobala, razamben' ny any Kiriata Zarima, nanan-janakalahy, dia Haroe sy Hatsi-hamenokota |
Ny zanakalahin' i Sobala, rain' i Kariatiarima dia: Haroe, Hatsi-Hamenobaota. |
Shobal, père de Qiryat-Yéarim, eut des fils : Haroé, soit la moitié des Manahatites, |
1Tt / 1Tan 4.1 |
The sons of Judah; Pharez, Hezron, and Carmi, and Hur, and Shobal. |
Ny zanakalahin' i Joda dia Fareza sy Hezrona sy Karmy sy Hora ary Sobala. |
Zanakalahin' i Jodà: Faresa, Hesrona, Karmì, Hora sy Sobala. |
Fils de Juda : Péreç, Heçrôn, Karmi, Hur, Shobal. |
1Tt / 1Tan 4.2 |
And Reaiah the son of Shobal begat Jahath; and Jahath begat Ahumai, and Lahad. These are the families of the Zorathites. |
Ary Reaia, zanakalahin' i Sobala, niteraka an' i Jahata; ary Jahata niteraka an' i Ahomay sy Lahada. Ireo no fokon' ny Zoraita. |
Raià zanakalahin' i Sobala, niteraka an' i Jahata; Jahata niteraka an' i Akamaia sy Lahada. Ireo no fokon' ny Sareana. |
Reaya, fils de Shobal, engendra Yahat, et Yahat engendra Ahumaï et Lahad. Ce sont les clans Çoréatites. |