Toko sy andininy momba Jetera

  Joshua Josoa Josoe Livre de Josué
...............
Jos 15.48 And in the mountains, Shamir, and Jattir, and Socoh, Ary tany amin' ny tany havoana dia Samira sy Jatira sy Soko Ny tao amin' ny tendrombohitra dia: Samira, Jetera, Sokota. Dans la Montagne : Shamir, Yattir, Soko,
...............
Jos 21.14 And Jattir with her suburbs, and Eshtemoa with her suburbs, ary Jatira sy ny tany manodidina azy ary Estemoa sy ny tany manodidina azy, Jetera sy ny manodidina azy, Estemao sy ny manodidina azy, Yattir et ses pâturages, Eshtemoa et ses pâturages,

  Judges Mpitsara Mpitsara Livre des Juges
...............
Mts / Mpits 8.20 And he said unto Jether his firstborn, Up, and slay them. But the youth drew not his sword: for he feared, because he was yet a youth. Ary hoy izy tamin' i Jatera lahimatoany: Mitsangàna, ka vonoy izy roa lahy. Fa ilay zatovo tsy nanatsoaka ny sabany, fa natahotra, satria mbola tanora fanahy izy. Ary hoy izy tamin' i Jetera zanany lahimatoa: Mitsangàna, ka vonoy ireo. Fa tsy nanatsoaka ny sabany ity zatovo fa natahotra izy satria mbola tanora. Alors il commanda à Yéter, son fils aîné : " Debout! Tue-les. " Mais l' enfant ne tira pas son épée, il n' osait pas, car il était encore jeune.

  1st Samuel 1 Samoela Samoela I 1er Livre de Samuel
...............
1Sm / 1Sam 30.27 To them which were in Bethel, and to them which were in south Ramoth, and to them which were in Jattir, dia ho an' izay ao Betela sy izay any Ramata amin' ny tany atsimo sy ho an' izay ao Jatira dia ho an' ny ao Betela, an' ny ao Ramotan' ny Negeba, an' ny ao Jetera, à ceux de Betul, à ceux de Rama du Négeb, à ceux de Yattir,

  2nd Samuel 2 Samoela Samoela II 2ème Livre de Samuel
...............
2Sm / 2Sam 23.38 Ira an Ithrite, Gareb an Ithrite, Ira Jitrita, Gareba Jitrita, Irà, avy any Jetera; Ira, de Yattir. Gareb, de Yattir.

  1st Book of Kings 1 Mpanjaka Mpanjaka I 1er Livre des Rois
...............
1Mp 2.5 Moreover thou knowest also what Joab the son of Zeruiah did to me, and what he did to the two captains of the hosts of Israel, unto Abner the son of Ner, and unto Amasa the son of Jether, whom he slew, and shed the blood of war in peace, and put the blood of war upon his girdle that was about his loins, and in his shoes that were on his feet. Ary ianao koa mahalala izay nataon' i Joaba, zanak' i Zeroia, tamiko, dia ilay nataony tamin' izy roa lahy komandin' ny miaramilan' ny Isiraely, dia tamin' i Abnera, zanak' i Nera, sy tamin' i Amasa, zanak' i Jatera, izay novonoiny sady nalatsany rà toy ny amin' ny ady, nefa tsy nisy ady tsinona, ka nasiany rà toy ny amin' ny ady ny fehin-kibony teny am-balahany sy ny kapany teny an-tongony. Ary fantatrao ihany ny nataon' i Joaba zanak' i Sarvià tamiko, dia ilay nataony tamin' izy roa lahy, Abnera zanak' i Nera, sy Amasà zanak' i Jetera, filohan' ny tafik' Israely, fa novonoiny ireo, ka ny rà fandatsaka amin' ny ady, nalatsany amin' izao tany mandry izao, ary ny rà fandatsaka amin' ny ady, dia nataony tamin' ny fehin-kibo teny am-balahany sy tamin' ny kapa teny amin' ny tongony! Tu sais aussi ce que m' a fait Joab fils de Çeruya, ce qu' il a fait aux deux chefs de l' armée d' Israël, Abner fils de Ner et Amasa fils de Yéter, comment il les a tués, comment il a vengé pendant la paix le sang de la guerre et taché d' un sang innocent le ceinturon de mes reins et la sandale de mes pieds ;
...............
1Mp 2.32 And the Lord shall return his blood upon his own head, who fell upon two men more righteous and better than he, and slew them with the sword, my father David not knowing thereof, to wit, Abner the son of Ner, captain of the host of Israel, and Amasa the son of Jether, captain of the host of Judah. Dia hatsingerin' i Jehovah ho amin' ny lohany ihany ny ràny, satria izy namely olona roa lahy izay marina sady tsara noho izy ka namono azy tamin' ny sabatra, dia Abnera, zanak' i Nera, komandin' ny miaramilan' ny Isiraely sy Amasa, zanak' i Jatera, komandin' ny miaramilan' ny Joda, nefa Davida raiko tsy nahalala izany akory Hatsingerin' ny Tompo eo an-dohany ihany ny ràny, fa olona roa lahy, marina sy tsara noho izy, no nasiany sy novonoiny tamin' ny sabatra, nefa tsy fantatr' i Davida raiko izany, dia Abnera zanak' i Nera, filohan' ny tafik' Israely, sy Amasà, zanak' i Jetera, filohan' ny tafik' i Jodà. Yahvé fera retomber son sang sur sa tête parce qu' il a frappé deux hommes plus justes et meilleurs que lui et les a tués par l'épée à l' insu de mon père David : Abner fils de Ner, chef de l' armée d' Israël, et Amasa fils de Yéter, chef de l' armée de Juda.

  1st Book of Chronicles 1 Tantara Tantara I 1er Livre des Chroniques
...............
1Tt / 1Tan 2.17 And Abigail bare Amasa: and the father of Amasa was Jether the Ishmeelite. ary Abigaila niteraka an' i Amasa; ary Jitra Isimaelita no rain' i Amasa. Abigaila niteraka an' i Amasà, ary ny rain' i Amasà dia Jetera, Ismaelita. Abigayil enfanta Amasa, le père d' Amasa fut Yéter l' Ismaélite.
...............
1Tt / 1Tan 2.32 And the sons of Jada the brother of Shammai; Jether, and Jonathan: and Jether died without children. Ary ny zanakalahin' i Jada, rahalahin' i Samay, dia Jatera sy Jonatana; nefa maty momba Jatera. Zanakalahin' i Jadà, rahalahin' i Semeia: Jetera sy Jonatàna. Maty tsy niteraka Jetera. Fils de Yada, frère de Shammaï : Yéter et Yonatân. Yéter mourut sans fils.
...............
1Tt / 1Tan 4.17 And the sons of Ezra were, Jether, and Mered, and Epher, and Jalon: and she bare Miriam, and Shammai, and Ishbah the father of Eshtemoa. Ary ny zanakalahin' i Ezra dia Jatera sy Mareda sy Efera ary Jalona; ary izy niteraka an' i Miriama sy Samay ary Jisba, razamben' ny any Estemoa. Zanakalahin' i Esrà: Jetera, Mereda, Efera, ary Jalòna. Ilay Ejipsiana novinadin' i Mereda, niteraka an' i Mariama sy Sammaì ary Jesbà, rain' i Estamao. Fils de Ezra : Yéter, Méred, Épher, Yalôn. Puis elle conçut Miryam, Shammaï et Yishba père d' Eshtemoa,
...............
1Tt / 1Tan 6.42 The son of Ethan, the son of Zimmah, the son of Shimei, Ary ny taranak' i Arona nomeny an' i Hebrona, tanàna fiarovana, ary Libna sy ny tany manodidina azy ary Jatira sy Estemoa sy ny tany manodidina azy Ny nomena ny taranak' i Aarona ary dia Hebrona tanàna fialofana, mais on donna aux fils d' Aaron les villes de refuge : Hébron, Libna et ses pâturages, Yattir, Eshtemoa et ses pâturages,
1Tt / 1Tan 6.43 The son of Jahath, the son of Gershom, the son of Levi. ary Hilena sy ny tany manodidina azy ary Debira sy ny tany manodidina azy Lobnò, mbamin' ny tany fiandrasana biby momba azy, Jetera, Estemao mbamin' ny tany fiandrasana biby momba azy; Hilaz et ses pâturages, Debir et ses pâturages,
...............
1Tt / 1Tan 7.38 And the sons of Jether; Jephunneh, and Pispah, and Ara. Ary ny zanakalahin' i Jatera dia Jefone sy Pispa ary Ara. Zanakalahin' i Jetera: Jefone, Fasfà ary Arà. Fils de Yitrân : Yephunné, Pispa, Ara.
...............
1Tt / 1Tan 11.40 Ira the Ithrite, Gareb the Ithrite, sy Ira Jitrita sy Gareba Jitrita Irà, avy any Jetera; Gareba avy any Jetera; Ira de Yattir, Gareb de Yattir,