|
|
|
|

Toko sy andininy momba Adiela

  1st Book of Chronicles 1 Tantara Tantara I 1er Livre des Chroniques
...............
1Tt / 1Tan 4.36 And Elioenai, and Jaakobah, and Jeshohaiah, and Asaiah, and Adiel, and Jesimiel, and Benaiah, ary Elioenay sy Jakoba sy Jesohaia sy Asaia sy Adiela sy Jesimiela sy Benaia Elioenaì, Jakoba, Isohaià, Asaià, Adiela, Ismiela, Banaia, Élyoénaï, Yaaqoba, Yeshohaya, Asaya, Adiel, Yesimiel, Benaya,
...............
1Tt / 1Tan 9.12 And Adaiah the son of Jeroham, the son of Pashur, the son of Malchijah, and Maasiai the son of Adiel, the son of Jahzerah, the son of Meshullam, the son of Meshillemith, the son of Immer; ary Adaia, zanak' i Jerohama, zanak' i Pasora, zanak' i Malkia, ary Masay, zanak' i Adiela, zanak' i Jazera, zanak' i Mesolama, zanak' i Mesilemita, zanak' Imera. Adaiasa, zanak' i Jerohama, zanak' i Fasora, zanak' i Melkiasa; Maasaì zanak' i Adiela, zanak' i Jezrà, zanak' i Mosolama, zanak' i Mosolamita, zanak' i Emmera; Adaya, fils de Yeroham, fils de Pashehur, fils de Malkiyya, Maasaï fils de Adiel, fils de Yahzéra, fils de Meshullam, fils de Meshillémit, fils d' Immer.
...............
1Tt / 1Tan 27.25 And over the king' s treasures was Azmaveth the son of Adiel: and over the storehouses in the fields, in the cities, and in the villages, and in the castles, was Jehonathan the son of Uzziah: Ary ny tonian' ny rakitry ny mpanjaka dia Azmaveta, zanak' i Adiela; ary ny tonian ny trano firaiketana tany ambany vohitra, na tamin' ny tanàna, na tamin' ny vohitra, na tamin' ny tilikambo, dia Jonatana, zanak' i Ozia; Adiela; ary ny tonian ny trano firaiketana tany ambany vohitra, na tamin' ny tanàna, na tamin' ny vohitra, na tamin' ny tilikambo, dia Jonatana, zanak' i Ozia; Asmota, zanak' i Adiela, no tonian' ny rakitry ny mpanjaka; Jonatàna, zanak' i Oziasa, no amin' ny rakitra, na an-tsaha na an-tanàna, na amin' ny zanabohitra na amin' ny tilikambo; Responsable des provisions du roi : Azmavèt, fils d' Adiel. Responsable des provisions dans les villes, bourgs et forteresses de la province : Yehonatân, fils de Uzziyyahu.