Toko sy andininy momba Adìna

  1st Book of Chronicles 1 Tantara Tantara I 1er Livre des Chroniques
...............
1Tt / 1Tan 11.42 Adina the son of Shiza the Reubenite, a captain of the Reubenites, and thirty with him, sy Adina, zanak' i Siza Robenita, mpifehy ny Robenita, ary ny namany telo-polo lahy koa, Adìna, zanak' i Sirà Robenita, lehiben' ny Robenita, ary telo-polo lahy niaraka taminy; Adina fils de Shiza le Rubénite, chef des Rubénites et responsable des Trente,

  Book of Ezra Ezra Esdrasa Livre d'Esdras
...............
Ezr / Esd 2.15 The children of Adin, four hundred fifty and four. ny taranak' i Adina dia efatra amby dimam-polo amby efa-jato; efatra amby dimampolo sy efa-jato ny taranak' i Adìna; les fils de Adîn : 454;
...............
Ezr / Esd 8.6 Of the sons also of Adin; Ebed the son of Jonathan, and with him fifty males. Ebeda, zanak' i Jonatana, avy tamin' ny taranak' i Adina, mbamin' ny namany dimam-polo lahy; tamin' ny taranak' i Adàna, Hebeda zanak' i Jonatàna, mbamin' ireo dimampolo lahy izay niaraka taminy; des fils de Adîn : Ebed, fils de Yonatân, et avec lui 50 mâles;

  Book of Nehemiah Nehemia Nehemia Livre de Néhémie
...............
Neh / Ne 7.20 The children of Adin, six hundred fifty and five. ny taranak' i Adina dia dimy amby dimam-polo amby enin-jato; dimy amby dimampolo sy enin-jato ny taranak' i Adìna; les fils de Adîn : 655;
...............
Neh / Ne 10.17 Ater, Hizkijah, Azzur, Adonia, Bigvay, Adina, Adoniasa, Begoaì, Adìna, Adoniyya, Bigvaï, Adîn,