Gen / Jen 36.13 |
And these are the sons of Reuel; Nahath, and Zerah, Shammah, and Mizzah: these were the sons of Bashemath Esau' s wife. |
Ary izao no zanakalahin' i Regoela: Nahata sy Zera sy Sama ary Miza; ireo no zanakalahin' i Basemata, vadin' i Esao. |
Izao kosa no zanakalahin-dRahoely: Nahata, Zara, Sammà, ary Mezà. Ireo no zanakalahin' i Basemata, vadin' i Esao. |
Voici les fils de Réuel : Nahat, Zérah, Shamma, Mizza. Tels furent les fils de Basmat, la femme d'Ésaü. |
Fah 9.16 |
|
|
Zara raha mahavinavina ny eto an-tany izahay; ary tsy maintsy misasatra vao mahita manoloana ny tenanay; koa zovy ary no hahatakatra izay any an-danitra? |
Nous avons peine à conjecturer ce qui est sur la terre, et ce qui est à notre portée nous ne le trouvons qu' avec effort, mais ce qui est dans les cieux, qui l' a découvert? |
|
The Gospel according to Matthew |
Matio |
Matio |
L'Évangile selon Saint Matthieu |
Mat / Mt 1.3 |
And Judas begat Phares and Zara of Thamar; and Phares begat Esrom; and Esrom begat Aram; |
ary Joda niteraka an' i Fareza sy Zara tamin' i Tamara; ary Fareza niteraka an' i Hezrona; ary Hezrona niteraka an-dRama; |
Joda niteraka an' i Faresa sy Zara tamin' i Tamara; Faresa niteraka an' i Esrona; Esrona niteraka an' i Arama; |
Juda engendra Pharès et Zara, de Thamar, Pharès engendra Esrom, Esrom engendra Aram, |