|
|
|
|

Toko sy andininy momba Elanana

  2nd Samuel 2 Samoela Samoela II 2ème Livre de Samuel
...............
2Sm / 2Sam 21.19 And there was again a battle in Gob with the Philistines, where Elhanan the son of Jaareoregim, a Bethlehemite, slew the brother of Goliath the Gittite, the staff of whose spear was like a weaver' s beam. Ary nisy ady indray koa tamin' ny Filistina teo Goba, ary Elanana, zanak' i Jare-oregima Betlehemita, namono an' i Goliata Gatita, izay nanan-jaran-defona tahaka ny vodi-tenon' ny mpanenona. Mbola nisy ady tamin' ny Filistina koa tao Goba, ary Elkanàna, zanak' i Jaare-Oregima avy any Betleema, no nahafaty an' i Goliata avy ao Geta, ilay nanan-jaran-defona, ohatra ny vodi-tenon' ny mpanenona. La guerre reprit encore à Gob avec les Philistins, et Elhanân, fils de Yaïr, de Bethléem, tua Goliath de Gat; le bois de sa lance était comme un liais de tisserand.
...............
2Sm / 2Sam 23.24 Asahel the brother of Joab was one of the thirty; Elhanan the son of Dodo of Bethlehem, Asahela, rahalahin' i Joaba, no anankiray amin' ny telo-polo, ary Elanana, zanak' i Dodo, avy any Betlehema, Isan' izy telopolo lahy: Asaela, rahalahin' i Joaba; Elkanàna, zanak' i Dodao, avy any Betleema; Asahel, frère de Joab, faisait partie des Trente. Elhanân fils de Dodo, de Bethléem.

  1st Book of Chronicles 1 Tantara Tantara I 1er Livre des Chroniques
...............
1Tt / 1Tan 11.26 Also the valiant men of the armies were, Asahel the brother of Joab, Elhanan the son of Dodo of Bethlehem, Ary ny lehilahy mahery dia Asahela, rahalahin' i Joaba, sy Elanana, zanak' i Dodo, avy any Betlehema, Lehilahy mahery tamin' ny foloalindahy: Asaela rahalahin' i Joaba; Elkanàna, zanak' i Dodao, avy any Betleema; Preux vaillants : Asahel, frère de Joab, Elhanân fils de Dodo, de Bethléem,
...............
1Tt / 1Tan 20.5 And there was war again with the Philistines; and Elhanan the son of Jair slew Lahmi the brother of Goliath the Gittite, whose spear staff was like a weaver' s beam. Ary dia nisy ady tamin' ny Filistina indray ary Elanana, zanak' i Jaira, namono an' i Lamy, rahalahin' i Goliata Gatita, izay nanan-jaran-defona tahaka ny vodi-tenon' ny mpanenona. Dia nisy ady tamin' ny Filistina koa, izay nahafatesan' i Elkanàna zanak' i Jaira, an' i Lakmì rahalahin' i Goliata, avy any Geta, ilay nanan-defona hoatry ny vodi-tenon' ny mpanenona ny zarany. La bataille reprit encore avec les Philistins. Elhanân, fils de Yaïr, tua Lahmi, frère de Goliath de Gat; le bois de sa lance était comme un liais de tisserand.