Neh / Ne 3.12 |
And next unto him repaired Shallum the son of Halohesh, the ruler of the half part of Jerusalem, he and his daughters. |
Ary manarakaraka ireo dia namboatra koa Saloma, zanak' i Halohesy, komandin' ny antsasaky ny fehin' i Jerosalema, dia izy sy ny zananivavy. |
Teo anilany dia Seloma zanak' i Alohesa, lehiben' ny antsasaky ny faritanin' i Jerosalema, no nanamboatra niaraka tamin' ny zanany vavy. |
A leur suite répara Shallum, fils de Hallohesh, chef de la moitié du district de Jérusalem, lui et ses fils. |