Gen / Jen 36.36 |
And Hadad died, and Samlah of Masrekah reigned in his stead. |
Ary maty Hadada, dia nanjaka nandimby azy Samla avy tany Masreka. |
Maty Hadada, ary Semlà, avy any Masrekà, no nanjaka namdimby azy. |
Hadad mourut et à sa place régna Samla, de Masréqa. |
1Tt / 1Tan 1.47 |
And when Hadad was dead, Samlah of Masrekah reigned in his stead. |
Ary maty Hadada, dia nanjaka nandimby azy Samla avy any Masreka. |
Maty Hadada, ka Semlà, avy any Masrekà no nanjaka nandimby azy. |
Hadad mourut et à sa place régna Samla de Masréqa. |