Mts / Mpits 3.3 |
Namely, five lords of the Philistines, and all the Canaanites, and the Sidonians, and the Hivites that dwelt in mount Lebanon, from mount Baalhermon unto the entering in of Hamath. |
dia ireo andriana dimy tamin' ny Filistina sy ny Kananita rehetra sy ny Sidoniana ary ny Hivita, izay nonina tany an-tendrombohitra Libanona, hatrao akaikin' i Bala-hermona ka hatramin' ny lalana mankany Hamata. |
Ny andriana dimy tamin' ny Filistina, ny Kananeana sy ny Sidoniana ary ny Heveana rehetra izay nonina tamin' ny tendrombohitra Libàna, hatramin' ny tendrombohitra Baala-Hermona, ka hatramin' ny vava lalan' i Hamata. |
les cinq princes des Philistins et tous les Cananéens, les Sidoniens et les Hittites qui habitaient la chaîne du Liban, depuis la montagne de Baal-Hermôn jusqu'à l' Entrée de Hamat. |
1Tt / 1Tan 5.23 |
And the children of the half tribe of Manasseh dwelt in the land: they increased from Bashan unto Baalhermon and Senir, and unto mount Hermon. |
Ary ny taranaky ny antsasaky ny firenen' i Manase dia nonina tamin' ny tany; ary nihamaro izy hatrany Basana ka hatrany Bala-hermona sy Senira ary hatramin' ny tendrombohitra Hermona. |
Ny taranaky ny antsasaky ny fokon' i Manase dia nonina tamin' ny tany hatrany Basana ka hatrany Baal-Hermona sy Sanira ary ny tendrombohitra Hermona; maro izy ireo. |
Les fils de la demi-tribu de Manassé s'établirent dans le pays entre Bashân et Baal-Hermôn, le Senir et le mont Hermon. Ils étaient nombreux. |