Gen / Jen 19.38 |
And the younger, she also bare a son, and called his name Benammi: the same is the father of the children of Ammon unto this day. |
Ary ny zandriny koa dia niteraka zazalahy ary ny anarany nataony hoe Benamy; izy kosa no rain' ny taranak' i Amona mandraka androany. |
Ny zandriny koa nitera-dahy izay nomeny anarana hoe Benamy; io kosa no rain' ny taranak' i Amona mandraka androany. |
La cadette aussi donna naissance à un fils et elle l' appela Ben-Ammi; c' est l' ancêtre des Bené-Ammon d' aujourd' hui. |