|
Letter to the Philippians |
Filipianina |
Filipiana |
Épître de Saint Paul aux Philippiens |
Flp / Fil 4.15 |
Now ye Philippians know also, that in the beginning of the gospel, when I departed from Macedonia, no church communicated with me as concerning giving and receiving, but ye only. |
Ary fantatrareo koa, ry Filipiana, fa tamin' ny niandohan' ny filazantsara, rehefa niala tany Makedonia aho, tsy nisy fiangonana nanan-draharaha tamiko ny amin' ny fanomezana sy fandraisana, afa-tsy ianareo ihany. |
Ary fantatrareo koa, ry Filipiana, fa tamin' ny niandohan' ny Evanjely, rahefa niala tany Masedonia aho, dia tsy nisy Eglizy nifanao kaontin' ny miditra sy mivoaka tamiko, afa-tsy hianareo ihany. |
Vous le savez vous-mêmes, Philippiens : dans les débuts de l'Évangile, quand je quittai la Macédoine, aucune Église ne m' assista par mode de contributions pécuniaires ; vous fûtes les seuls, |