Toko sy andininy momba Rafidima

  Exodus Fanafahana na Eksodosy Fanafahana na Eksaody L'Exode
Eks 17.1 And all the congregation of the children of Israel journeyed from the wilderness of Sin, after their journeys, according to the commandment of the Lord, and pitched in Rephidim: and there was no water for the people to drink. Ary nifindra ny fiangonana, dia ny Zanak' Isiraely rehetra, ka niala tao an-efitra Sina, araka izay natoron' i Jehovah hitobiany, dia nitoby tao Refidima; ary tsy nisy rano hosotroin' ny olona. Niala tao an' efitra Sina ny fiangonan' ny zanak' Israely rehetra, araka ny dia nandidian' ny Tompo azy, dia nitoby tao Rafidima, ka tsy nahita rano hosotroina tao ny vahoaka. Toute la communauté des Israélites partit du désert de Sîn pour les étapes suivantes, sur l' ordre de Yahvé, et ils campèrent à Rephidim où il n' y avait pas d' eau à boire pour le peuple.
...............
Eks 17.8 Then came Amalek, and fought with Israel in Rephidim. Ary tonga ny Amalekita ka niady tamin' ny Isiraely tao Refidima. Amaleka nandroso hanafika an' Israely tao Rafidima, ka hoy Moizy tamin' i Josoe: Les Amalécites survinrent et combattirent contre Israël à Rephidim.
...............
Eks 19.2 For they were departed from Rephidim, and were come to the desert of Sinai, and had pitched in the wilderness; and there Israel camped before the mount. Ary rehefa nifindra niala teo Refidima izy ka tonga tany amin' ny efitr' i Sinay, dia nitoby teo amin' ny efitra; dia tandrifin' ny tendrombohitra no nitobian' ny Isiraely teo. Efa niala tany Rafidima izy; ary nony tonga tamin' ny efitr' i Sinaia, dia nitoby tao an' efitra; tandrifin' ny tendrombohitra no nitobian' Israely. Ils partirent de Rephidim et atteignirent le désert du Sinaï, et ils campèrent dans le désert ; Israël campa là, en face de la montagne.

  Numbers Fanisana na Nomery Fanisana Les Nombres
...............
Nom / Fan 33.14 And they removed from Alush, and encamped at Rephidim, where was no water for the people to drink. Ary nony niala tao Alosy izy, dia nitoby tao Refidima; ary tsy nisy rano tao hosotroin' ny olona. Niala atao Alosy izy, dia nitoby tao Rafidima, ary tsy nisy rano tao hosotroin' ny vahoaka. Ils partirent d' Alush et campèrent à Rephidim ; le peuple n' y trouva point d' eau à boire.
Nom / Fan 33.15 And they departed from Rephidim, and pitched in the wilderness of Sinai. Ary nony niala tao Refidima izy, dia nitoby tany an-efitr' i Sinay. Niala tao Rafidima izy, dia nitoby tany an' efitra Sinaia. Ils partirent de Rephidim et campèrent dans le désert du Sinaï.