|
|
Numbers |
Fanisana na Nomery |
Fanisana |
Les Nombres |
... | ... | ... | ... | ... |
Nom / Fan 13.4 |
And these were their names: of the tribe of Reuben, Shammua the son of Zaccur. |
Ary izao no anarany: Avy tamin' ny firenen' i Robena dia Samoa, zanak' i Zakora; |
Ireto no anarany: Samoà zanak' i Zekora, avy amin' ny fokon-dRobena; |
En voici les noms :Pour la tribu de Ruben, Shammua, fils de Zakkur ; |
|
|
2nd Samuel |
2 Samoela |
Samoela II |
2ème Livre de Samuel |
... | ... | ... | ... | ... |
2Sm / 2Sam 5.14 |
And these be the names of those that were born unto him in Jerusalem; Shammuah, and Shobab, and Nathan, and Solomon, |
Ary izao no anaran' ny naterany tany Jerosalema: Samoa sy Sobaba sy Natana sy Solomona |
Ireto no anaran' ireo naterany tany Jerosalema: |
Voici les noms des enfants qu' il eut à Jérusalem : Shammua, Shobab, Natân, Salomon, |
2Sm / 2Sam 5.15 |
Ibhar also, and Elishua, and Nepheg, and Japhia, |
sy Jibara sy Elisoa sy Nafega sy Jafia |
Samoà, Sobaba, Natana, Salomona, Jebahara, |
Yibhar, Élishua, Népheg, Yaphia, |
|
|
1st Book of Chronicles |
1 Tantara |
Tantara I |
1er Livre des Chroniques |
... | ... | ... | ... | ... |
1Tt / 1Tan 14.4 |
Now these are the names of his children which he had in Jerusalem; Shammua, and Shobab, Nathan, and Solomon, |
Ary izao no anaran' ny zanany naterany tany Jerosalema: Samoa sy Sobaba sy Natana sy Solomona |
Izao no anaran' ny zanany naterany tany Jerosalema: Samoà, Sobada, Natana, |
Voici les noms des enfants qui lui naquirent à Jérusalem : Shammua, Shobab, Natân, Salomon, |
|
|
Book of Nehemiah |
Nehemia |
Nehemia |
Livre de Néhémie |
... | ... | ... | ... | ... |
Neh / Ne 11.17 |
And Mattaniah the son of Micha, the son of Zabdi, the son of Asaph, was the principal to begin the thanksgiving in prayer: and Bakbukiah the second among his brethren, and Abda the son of Shammua, the son of Galal, the son of Jeduthun. |
Ary Matania, zanak' i Mika, zanak' i Zabdy, zanak' i Asafa, no mpiventy, raha natao ny fisaorana tao am-pivavahana; ary Bakbokia no nanarakaraka teo amin' ny rahalahiny, dia vao Abda, zanak' i Samoa, zanak' i Galala, zanak' i Jedotona. |
Mataniasa zanak' i Mika, zanak' i Zebedeì, zanak' i Asafa, ilay lehibe mpiventy ny hira fiderana amin' ny fivavahana; Bekbekiasa ilay nanarakaraka teo amin' ireo rahalahiny, sy Abdà zanak' i Samoà, zanak' i Galala, zanak' Iditòna. |
Mattanya, fils de Mika, fils de Zabdi, fils d' Asaph, qui dirigeait les hymnes, entonnait l' action de grâces pour la prière; Baqbuqya, le second parmi ses frères; Obadya, fils de Shammua, fils de Galal, fils de Yedutûn. |
... | ... | ... | ... | ... |
Neh / Ne 12.18 |
Of Bilgah, Shammua; of Shemaiah, Jehonathan; |
ny avy tamin' i Bilga dia Samoa; ny avy tamin' i Semaia dia Jonatana; |
Samoa avy amin' i Belgà; Jonatàna avy amin' i Semeiasa; |
famille de Bilga : Shammua; famille de Shemaya : Yehonatân; |