Toko sy andininy momba Zake

  The Gospel according to Luke Lioka Lioka L'Évangile selon Saint Luc
...............
Lio / Lk 19.2 And, behold, there was a man named Zacchaeus, which was the chief among the publicans, and he was rich. Ary, indro, nisy lehilahy atao hoe Zakaiosy, izay lehiben' ny mpamory hetra sady nanan-karena. Ary indro nisy lehilahy anankiray atao hoe Zake, lehiben' ny poblikàna sady mpanan-karena, Et voici un homme appelé du nom de Zachée ; c'était un chef de publicains, et qui était riche.
...............
Lio / Lk 19.5 And when Jesus came to the place, he looked up, and saw him, and said unto him, Zacchaeus, make haste, and come down; for to day I must abide at thy house. Ary rehefa tonga teo Jesosy, dia niandrandra ka nanao taminy hoe: Ry Zakaiosy, midina faingana; fa tsy maintsy mitoetra ao an-tranonao Aho anio. Nony mby teo Jeso dia niandrandra ka nahita azy, ary nanao taminy hoe: Ry Zake, midìna haingana, fa tsy maintsy hiantrano ao aminao aho anio. Arrivé en cet endroit, Jésus leva les yeux et lui dit : " Zachée, descends vite, car il me faut aujourd' hui demeurer chez toi. "
...............
Lio / Lk 19.8 And Zacchaeus stood, and said unto the Lord: Behold, Lord, the half of my goods I give to the poor; and if I have taken any thing from any man by false accusation, I restore him fourfold. Fa Zakaiosy kosa nitsangana ka nanao tamin' ny Tompo hoe: Indro, Tompoko, ny antsasaky ny fananako omeko ho an' ny malahelo; ary raha misy zavatr' olona nalaiko tamin' ny fanambakana, dia honerako avy efatra heny izany. Fa Zake kosa nijoro nanao tamin' ny Tompo hoe: Tompoko, indro ny antsasaky ny fananako omeko ny mahantra, ary raha misy zavatr' olona nalaiko tsy an-drariny dia honerako inefatra hoatra azy. Mais Zachée, debout, dit au Seigneur : " Voici, Seigneur, je vais donner la moitié de mes biens aux pauvres, et si j' ai extorqué quelque chose à quelqu' un, je lui rends le quadruple. "