|
|
|
|

Toko sy andininy momba Seroga

  Genesis Fiandohana na Genesisy Fiandohana na Jenezy La Genèse
...............
Gen / Jen 11.20 And Reu lived two and thirty years, and begat Serug: Ary rehefa roa amby telo-polo, taona ny andro niainan-dReo, dia niteraka an' i Seroga izy. Rahefa roa amby telo-polo taona ny andro niainan-dReo, dia niteraka an' i Saroga izy. Quand Réu eut trente-deux ans, il engendra Serug.
Gen / Jen 11.21 And Reu lived after he begat Serug two hundred and seven years, and begat sons and daughters. Ary ny andro niainan-dReo taorian' ny niterahany an' i Seroga dia fito amby roan-jato taona; ary niteraka zazalahy sy zazavavy izy. Ary mbola velona fito sy roan-jato taona Reo, taorian' ny niterahany an' i Saroga, sady niteraka zazalahy aman-jazavavy izy. Après la naissance de Serug, Réu vécut deux cent sept ans et il engendra des fils et des filles.
Gen / Jen 11.22 And Serug lived thirty years, and begat Nahor: Ary rehefa telo-polo taona ny andro niainan' i Seroga, dia niteraka an' i Nahora izy, Rahefa telo-polo taona ny andro niainan' i Saroga dia niteraka an' i Nakora izy. Quand Serug eut trente ans, il engendra Nahor.
Gen / Jen 11.23 And Serug lived after he begat Nahor two hundred years, and begat sons and daughters. Ary ny andro niainan' i Seroga taorian' ny niterahany an' i Nahora dia roan-jato taona; ary niteraka zazalahy sy zazavavy izy. Ary mbola velona roan-jato taona Saroga, taorian' ny niterahany an' i Nakora, sady niteraka zazalahy aman-jazavavy izy. Après la naissance de Nahor, Serug vécut deux cents ans et il engendra des fils et des filles.

  1st Book of Chronicles 1 Tantara Tantara I 1er Livre des Chroniques
...............
1Tt / 1Tan 1.26 Serug, Nahor, Terah, Seroga, Nahora, Tera, Seroga, Nakora, Tare, Serug, Nahor, Térah,

  The Gospel according to Luke Lioka Lioka L'Évangile selon Saint Luc
...............
Lio / Lk 3.35 Which was the son of Saruch, which was the son of Ragau, which was the son of Phalec, which was the son of Heber, which was the son of Sala, zanak' i Seroga, zanak' i Reo, zanak' i Palega, zanak' i Ebera, zanak' i Sela, zanak' i Saroga, zanak' i Reo, zanak' i Falega, zanak' i Hebera, zanak' i Salè, fils de Sérouch, fils de Ragau, fils de Phalec, fils d'Éber, fils de Sala,