|
|
Judges |
Mpitsara |
Mpitsara |
Livre des Juges |
... | ... | ... | ... | ... |
Mts / Mpits 8.8 |
And he went up thence to Penuel, and spake unto them likewise: and the men of Penuel answered him as the men of Succoth had answered him. |
Ary niakatra avy teo izy ka nankany Penoela, dia nanao teny tahaka izany koa tamin' ny olona tao; ary ny mponina tao Penoela koa dia namaly azy tahaka ny navalin' ny mponina tao Sokota ihany. |
Avy eo izy dia niakatra nankany Fanoela ary niteny tamin' ny olona toraka ny teo; fa novalian' ny olona tao Fanoela izy toraky ny navalin' ny olona tany Sokota ihany koa. |
De là, il monta à Penuel et il parla de la même manière aux gens de Penuel, qui répondirent comme l' avaient fait les gens de Sukkot. |
Mts / Mpits 8.9 |
And he spake also unto the men of Penuel, saying, When I come again in peace, I will break down this tower. |
Dia niteny tamin' ny mponina tao Penoela izy ka nanao hoe: Raha tafaverina soa aman-tsara aho, dia horavako ity tilikambo ity. |
Ka hoy izy tamin' ny olona tao Fanoela: Rahefa avy nandresy aho, dia hofongorako ity tilikambo ity. |
Il répliqua également aux gens de Penuel : " Quand je reviendrai vainqueur, je détruirai cette tour. " |
... | ... | ... | ... | ... |
Mts / Mpits 8.17 |
And he beat down the tower of Penuel, and slew the men of the city. |
Ary nandrava ny tilikambo tao Penoela koa izy ka namono ny lehilahy tao an-tanàna. |
Noravany koa ny tilikambo tao Fanoela ary novonoiny ny lehilahy tao an-tanàna. |
Il détruisit la tour de Penuel et massacra les habitants de la ville. |
|
|
1st Book of Kings |
1 Mpanjaka |
Mpanjaka I |
1er Livre des Rois |
... | ... | ... | ... | ... |
1Mp 12.25 |
Then Jeroboam built Shechem in mount Ephraim, and dwelt therein; and went out from thence, and built Penuel. |
Ary Jeroboama dia nanamboatra an' i Sekema any amin' ny tany havoan' i Efraima ka nonina tao; ary raha avy tao izy, dia nanamboatra an' i Pehoela koa. |
Sikema any amin' ny tendrombohitr' i Efraima no naorin' i Jeroboama, dia nonina tao izy. Niala tao indray izy dia nanorina an' i Fanoela. |
Jéroboam fortifia Sichem dans la montagne d'Éphraïm et y séjourna. Puis il sortit de là et fortifia Penuel. |
|
|
1st Book of Chronicles |
1 Tantara |
Tantara I |
1er Livre des Chroniques |
... | ... | ... | ... | ... |
1Tt / 1Tan 4.4 |
And Penuel the father of Gedor, and Ezer the father of Hushah. These are the sons of Hur, the firstborn of Ephratah, the father of Bethlehem. |
ary Penoela, rain' i Gedora, sy Ezera, rain' i Hosa. Ireo no zanak' i Hora, lahimatoan' i Efrata, razamben' ny any Betlehema. |
Fanoela no rain' i Gedora, ary Ezera no rain' i Hosa. Ireo no zanakalahin' i Hora, lahimatoan' i Efratà, rain' i Betleema. |
Penuel était père de Gedor, Ézer père de Husha. Tels sont les fils de Hur, premier-né d'Éphrata, père de Bethléem. |
... | ... | ... | ... | ... |
1Tt / 1Tan 8.25 |
And Iphedeiah, and Penuel, the sons of Shashak; |
sy Jifdia sy Penoela (zanakalahin' i Sasaka ireo), |
Jefdaià ary Fanoela no zanak' i Sesàka. |
Yiphdéya, Penuel étaient fils de Shéshaq. |
|
|
The Gospel according to Luke |
Lioka |
Lioka |
L'Évangile selon Saint Luc |
... | ... | ... | ... | ... |
Lio / Lk 2.36 |
And there was one Anna, a prophetess, the daughter of Phanuel, of the tribe of Aser: she was of a great age, and had lived with an husband seven years from her virginity; |
Ary nisy mpaminanivavy anankiray, dia Ana, zanakavavin' i Fanoela, avy tamin' ny firenen' i Asera; efa anti-panahy tokoa izy ary efa nitoetra tamin' ny vadiny fito taona taorian' ny naha-virijina azy, |
Ary nisy koa mpaminanivavy anankiray, dia Ana, zanak' i Fanoela fokon' i Asera; efa antitra dia antitra izy, dia fito taona no nanambadiany taorian' ny nahavirjiny azy, |
Il y avait aussi une prophétesse, Anne, fille de Phanouel, de la tribu d' Aser. Elle était fort avancée en âge. Après avoir, depuis sa virginité, vécu sept ans avec son mari, |