Toko sy andininy momba Mesopotamia

  Genesis Fiandohana na Genesisy Fiandohana na Jenezy La Genèse
...............
Gen / Jen 24.10 And the servant took ten camels of the camels of his master, and departed; for all the goods of his master were in his hand: and he arose, and went to Mesopotamia, unto the city of Nahor. Ary ilay mpanompo naka rameva folo tamin' ny ramevan' ny tompony ka lasa, ary izay zava-tsoa nananan' ny tompony dia samy nitondrany avokoa; dia nandeha izy ka nankany Mesopotamia ho any an-tanànan' i Nahora. Naka folo tamin' ny ramevan' ny tompony, ilay mpanompo, dia niainga handeha, ary nananany fahefana avokoa ny fananan' ny tompony. Dia nitsangana izy, ka any Mesopotamia any an-tanànan' i Nakora no nalehany. Le serviteur prit dix des chameaux de son maître et, emportant de tout ce que son maître avait de bon, il se mit en route pour l' Aram Naharayim, pour la ville de Nahor.
...............
Gen / Jen 25.20 And Isaac was forty years old when he took Rebekah to wife, the daughter of Bethuel the Syrian of Padanaram, the sister to Laban the Syrian. Abrahama niteraka an' Isaka; ary efa-polo taona Isaka, raha nampakatra an-dRebeka, zanakavavin' i Betoela Syriana, avy tany Mesopotamia, sady anabavin' i Labana Syriana. Abrahama niteraka an' Isaaka. Ary efa efa-polo taona Isaaka vao nampakatra an-dRebekà, zanak' i Batoela Arameana any Padan-Arama, sy anabavin' i Labana Arameana. Isaac avait quarante ans lorsqu' il épousa Rébecca, fille de Bétuel, l' Araméen de Paddân-Aram, et soeur de Laban l' Araméen.
...............
Gen / Jen 28.2 Arise, go to Padanaram, to the house of Bethuel thy mother' s father; and take thee a wife from thence of the daughers of Laban thy mother' s brother. Miainga ka mankanesa any Mesopotamia, any amin' ny tranon' i Betoela rain-dreninao; dia makà vady any, avy amin' ny zanakavavin' i Labana anadahin-dreninao. Fa miaingà hianao, mankanesa any Pandan-Arama, any amin' i Batoela, rain-dreninao, ka any maka vady, amin' ireo zakavavin' i Labana, anadahin-dreninao. Lève-toi ! Va en Padân-Aram chez Bétuel, le père de ta mère, et choisis-toi une femme de là-bas, parmi les filles de Laban, le frère de ta mère.
...............
Gen / Jen 28.5 And Isaac sent away Jacob: and he went to Padanaram unto Laban, son of Bethuel the Syrian, the brother of Rebekah, Jacob' s and Esau' s mother. Ary Isaka nampandeha an' i Jakoba ka dia lasa izy nankany Mesopotamia, ho any amin' i Labana, zanak' i Betoela Syriana, anadahin-dRebeka, renin' i Jakoba sy Esao. Dia nalefan' Isaaka Jakoba, ka nandeha nankany Padan-Arama, amin' i Labana, zanak' i Batoela, Arameana, anadahin-dRebekà, renin' i Jakoba sy Esao. Isaac congédia Jacob et celui-ci partit en Paddân-Aram chez Laban, fils de Bétuel l' Araméen et frère de Rébecca, la mère de Jacob et d'Ésaü.
Gen / Jen 28.6 When Esau saw that Isaac had blessed Jacob, and sent him away to Padanaram, to take him a wife from thence; and that as he blessed him he gave him a charge, saying, Thou shalt not take a wife of the daughers of Canaan; Ary nony hitan' i Esao fa Isaka efa nitso-drano an' i Jakoba ka efa nampandeha azy ho any Mesopotamia haka vady any ary nitso-drano azy sady namepetra azy hoe: Aza maka vady avy amin' ny zanakavavin' ny Kananita ianao; Hitan' i Esao fa nitso-drano an' i Jakoba Isaaka sy naniraka azy haka vady any Padan-Arama, sady nanome teny azy teo an-pitsofan-drano azy, nanao hoe: Ésaü vit qu' Isaac avait béni Jacob et l' avait envoyé en Paddân-Aram pour y prendre femme, et qu' en le bénissant il lui avait fait ce commandement : Ne prends pas une femme parmi les filles de Canaan.
Gen / Jen 28.7 And that Jacob obeyed his father and his mother, and was gone to Padanaram; koa Jakoba efa nanaraka ny tenin' ny rainy aman-dreniny ka lasa nankany Mesopotamia; Aza maka vady amin' ny zanakavavin' i Kanaana, ary nanaiky ny tenin-dray aman-dreniny Jakoba ka lasa nankany Padan-Arama. Et Jacob avait obéi à son père et à sa mère et était parti en Paddân-Aram.
...............
Gen / Jen 31.18 And he carried away all his cattle, and all his goods which he had gotten, the cattle of his getting, which he had gotten in Padanaram, for to go to Isaac his father in the land of Canaan. dia nitondra ny ombiny sy ny ondry aman' osiny rehetra izy, mbamin' ny fananana rehetra izay efa nohariny, dia ny omby aman' ondry izay efa azony tany Mesopotamia, mba hankany amin' Isaka rainy any amin' ny tany Kanana. Nentiny avokoa ny biby fiompy rehetra, mbamin' ny harena azony rehetra, dia ny biby fiompy nananany, izay azony tany Kanaana. et poussa devant lui tout son bétail, - avec tous les biens qu' il avait acquis, le bétail qui lui appartenait et qu' il avait acquis en Paddân-Aram, - pour aller chez son père Isaac, au pays de Canaan.
...............
Gen / Jen 33.18 And Jacob came to Shalem, a city of Shechem, which is in the land of Canaan, when he came from Padanaram; and pitched his tent before the city. Ary Jakoba tonga soa aman-tsara tao an-tanàna Sekema, izay eo amin' ny tany Kanana, rehefa avy tany Mesopotamia izy; dia nitoby tandrifin' ny tanàna. Dia tafaverina avy any Padan-Arama Jakoba ka tonga soa aman-tsara tao Sikema, amin' ny tany Kanaana, ary nitoby teo anoloan' ny tanàna. Puis Jacob arriva sain et sauf à la ville de Sichem, au pays de Canaan, lorsqu' il revint de Paddân-Aram, et il campa en face de la ville.
...............
Gen / Jen 35.9 And God appeared unto Jacob again, when he came out of Padanaram, and blessed him. Ary Andriamanitra niseho indray tamin' i Jakoba, raha tonga avy tany Mesopotamia izy, ka nitahy azy. Niseho tamin' i Jakoba indray koa Andriamanitra nony tafaverina avy any Padan-Arama izy, sady nitso-drano azy. Dieu apparut encore à Jacob, à son retour de Paddân-Aram, et il le bénit.
...............
Gen / Jen 35.26 And the sons of Zilpah, Leah' s handmaid: Gad, and Asher: these are the sons of Jacob, which were born to him in Padanaram. ary ny zanak' i Zilpa, ankizivavin' i Lea, kosa dia Gada sy Asera. Ireo no zanakalahin' i Jakoba izay naterany tany Mesopotamia. Zanak' i Zelfah, ankizivavin' i Lià: Gada sy Asera. Ireo no zanakalahin' i Jakoba, naterany tany Padan-Arama. Les fils de Zilpa, la servante de Léa : Gad et Asher. Tels sont les fils qui furent enfantés à Jacob en Paddân-Aram.
...............
Gen / Jen 46.15 These be the sons of Leah, which she bare unto Jacob in Padanaram, with his daughter Dinah: all the souls of his sons and his daughters were thirty and three. lreo no zanakalahin' i Lea izay naterany tamin' i Jakoba tany Mesopotamia, ary Dina zananivavy; ny isan' ny zananilahy rehetra mbamin' ny zananivavy dia telo amby telo-polo. Ireo no zanakalahin' i Lià, naterany tamin' i Jakoba tany Padana-Arama, ary Dinà no zanany vavy. Telo amby telopolo no isan' ny zanany lahy rehetra mbamin' ny zanany vavy. Tels sont les fils que Léa avait enfantés à Jacob en Paddân-Aram, en plus sa fille Dina, en tout fils et filles, trente-trois personnes.
...............
Gen / Jen 48.7 And as for me, when I came from Padan, Rachel died by me in the land of Canaan in the way, when yet there was but a little way to come unto Ephrath: and I buried her there in the way of Ephrath; the same is Bethlehem. Ary izaho, raha niala tany Mesopotamia aho, dia maty teo anatrehako Rahely tany amin' ny tany Kanana, tany an-dalana, rehefa kely foana no sisa tsy nahatongavana tao Efrata, ary nandevina azy aho teo amoron' ny lalana mankany Efrata (Betlehema izany). Ary izaho fony niverina avy any Padana dia maty teo anatrehako teny an-dàlana Rasela tany amin' ny tany Kanaana, efa mby lavitra akaiky an' i Efratà, ka dia naleviko teo, amin' ny làlana mankany Efratà, dia Betleema izany. Lorsque je revenais de Paddân, ta mère Rachel est morte, pour mon malheur, au pays de Canaan, en route, encore un bout de chemin avant d' arriver à Éphrata, et je l' ai enterrée là, sur le chemin d'Éphrata - c' est Bethléem.

  Deuteronomy Fifanekena na Detoronomia Fifanekena na Detoronomy Le Deutéronome
...............
Deo / Dt 23.5 Nevertheless the Lord thy God would not hearken unto Balaam; but the Lord thy God turned the curse into a blessing unto thee, because the Lord thy God loved thee. satria tsy nitsena hanina sy rano anareo teny an-dalana izy, raha nivoaka avy tany Egypta ianareo, ary satria nanamby an' i Balama, zanak' i Beora, avy any Petora any Mesopotamia, hanozona anao izy. Saingy tsy nihaino an' i Balaama Iaveh Andriamanitrao, fa nampody ny fanozonana ho tso-drano ho anao Iaveh Andriamanitrao, noho ny fitiavan' ny Tompo Andriamanitrao anao. parce qu' ils ne sont pas venus à votre rencontre avec le pain et l' eau quand vous étiez en route à la sortie d'Égypte, et parce qu' il a soudoyé Balaam fils de Béor pour te maudire, de Pétor en Aram Naharayim.

  Judges Mpitsara Mpitsara Livre des Juges
...............
Mts / Mpits 3.8 Therefore the anger of the Lord was hot against Israel, and he sold them into the hand of Chushanrishathaim king of Mesopotamia: and the children of Israel served Chushanrishathaim eight years. Dia nirehitra tamin' ny Isiraely ny fahatezeran' i Jehovah, ka nivarotra azy ho eo an-tànan' i Kosan-risataima, mpanjakan' i Mesopotamia, Izy; dia nanompo an' i Kosan-risataima valo taona ny Zanak' Isiraely. ka nirehitra tamin' Israely ny fahatezeran' ny Tompo; namidiny ho eo an-tànan' i Kozana-Rasataima mpanjakan' i Mesopotamia izy, dia nanompo an' i Kozana-Rasataima valo taona ny zanak' Israely. Alors la colère de Yahvé s' enflamma contre Israël, il les livra aux mains de Kushân-Risheatayim, roi d'Édom, et les Israélites furent asservis à Kushân-Risheatayim pendant huit ans.
...............
Mts / Mpits 3.10 And the Spirit of the Lord came upon him, and he judged Israel, and went out to war: and the Lord delivered Chushanrishathaim king of Mesopotamia into his hand; and his hand prevailed against Chushanrishathaim. Ary ny Fanahin' i Jehovah no tao aminy, dia nitsara ny Isiraely izy sady nivoaka hiady; ary Kosan-risataima, mpanjakan' i Mesopotamia, dia natolotr' i Jehovah teo an-tànany; ary nahery ny tànany ka namely an' i Kosan-risataima. Nilatsaka tamin' io ny Fanahin' ny Tompo, ka nitsara an' Israely izy, ary nivoaka hiady; ary natolotry ny Tompo ho eo an-tànany Kozana-Rasataima mpanjakan' i Mesopotamia, ka nahery tamin' i Kozana-Rasataima ny tànany. L' esprit de Yahvé fut sur lui; il devint juge d' Israël et se mit en campagne. Yahvé livra entre ses mains Kushân-Risheatayim, roi d'Édom, et il triompha de Kushân-Risheatayim.

  1st Book of Chronicles 1 Tantara Tantara I 1er Livre des Chroniques
...............
1Tt / 1Tan 19.6 And when the children of Ammon saw that they had made themselves odious to David, Hanun and the children of Ammon sent a thousand talents of silver to hire them chariots and horsemen out of Mesopotamia, and out of Syriamaachah, and out of Zobah. Ary nony hitan' ny taranak' i Amona fa efa nanao izay nampangidy hoditra azy tamin' i Davida izy, dia naniraka nampanatitra talenta volafotsy arivo hakaramany kalesy sy mpitaingin-tsoavaly any Mesopotamia sy Syriamaka ary Zoba Hanona sy ny taranak' i Amona. Fantatry ny taranak' i Amona, fa efa nanao izay nampangidy hoditra azy tamin' i Davida izy, dia nandefa talenta volafotsy arivo Hanona sy ny taranak' i Amona hanakaramany kalesy amam-pitaingin-tsoavaly tany amin' ny Siriana, any Mesopotamia, sy tany amin' ny Siriana any Maakà sy any Sobà. Les Ammonites virent bien qu' ils s'étaient rendus odieux à David; Hanûn et les Ammonites envoyèrent mille talents d' argent pour prendre à leur solde des Araméens de Mésopotamie, des Araméens de Maaka et des gens de Çoba, chars et charriers.

  The Psalms Salamo Salamo Les Psaumes
Sal 60.1 O God, thou hast cast us off, thou hast scattered us, thou hast been displeased; O turn thyself to us again. Ho an' ny mpiventy hira Al-sho-shanedoth. Miktama nataon' i Davida hampianarana, fony izy nanafika an' i Mesopotamia sy Arama-zoba tamin' ny niverenan' i Joaba ka namelezany ny Edomita roa arivo amby iray alin-dahy teo amin' ny lohasahan-tsira. Andriamanitra ô, efa nanary sy nampihahaka anay Hianao; efa tezitra Hianao, velombelomy izahay. Ho an' ny mpampianatra hira. Amin' ny Lisin' ny vavolombelona. Hira nataon' i Davida, hampianarina. Du maître de chant. Sur "Un lys est le précepte." A mi-voix. De David. Pour apprendre.

  The Acts of the Apostles Asa Asa Les Actes des Apôtres
...............
Asa 2.9 Parthians, and Medes, and Elamites, and the dwellers in Mesopotamia, and in Judaea, and Cappadocia, in Pontus, and Asia, - dia Partiana sy Mediana sy Elamita, ary mponina any Mesopotamia, sy Jodia sy Kapadokia sy Ponto sy Asia dia ny Parta, ny Meda, ny Elamita, sy ny mponina any Mesopotamia, Jodea, Kapadosa, Ponto, Asia, Parthes, Mèdes et Élamites, habitants de Mésopotamie, de Judée et de Cappadoce, du Pont et d' Asie,
...............
Asa 7.2 And he said, Men, brethren, and fathers, hearken; The God of glory appeared unto our father Abraham, when he was in Mesopotamia, before he dwelt in Charran, fa hoy Stefana: Mihainoa, ry rahalahy sy ianareo ray: Andriamanitry ny voninahitra niseho tamin' i Abrahama razantsika, raha tany Mesopotamia izy, fony tsy mbola nonina tany Harana, Ka hoy ny navalin' i Etiena azy: Mihainoa hianareo rahalahy sy ray. Raha mbola tany Mesopotamia Abrahama razantsika, fa tsy mbola nitoetra tany Harana, dia niseho taminy Andriamanitra be voninahitra, Il répondit : " Frères et pères, écoutez. Le Dieu de la gloire apparut à notre père Abraham, encore en Mésopotamie avant de s'établir à Harân,