Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
Ohabolana : ako | |||||||||||||||||||||
Ohabolana 1 | Imanga no nantsoina ka ako no namaly. [1.62 #37]
Imanga no nantsoina ka Iako no namaly. [2.558 #1421] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | Tsy izay nampoizina na nantenaina no miseho fa zavatra hafa mihitsy. [1.62 #37] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 2 | |||||||||||||||||||||
Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||