|
|
Ohabolana : Ambato
|
| |
|
Ohabolana | 3776 |
Mangazana ovy am-bato . [Samson 1965 #M59]
|
| |
|
Ohabolana | 5904 |
Ovy am-bato ñy olona : raha mieto fa tsy tapitra . [Houlder 1895]
Ovy am-bato : raha maito fa tsy tapitra . [Samson 1965 #O30]
|
Fanazavana malagasy | |
Toy ny ovy am-bato ny olona: maniry ihany fa tsy tomombana. [Houlder 1895]
|
| |
|
Ohabolana | 5944 |
Piso be mangery am-bato : very tany hatototra. [Samson 1965 #P7]
|
| |
|
Ohabolana | 6709 |
Tafintohim-bato nafenina , ka latsa-dranomaso any an-tanin' olona . [Rinara 1974 #3965]
Tafintohina am-bato nafenina , ka latsa-drano-maso an-tanin’ olona . [Cousins 1871 #2951]
|
| |
|
Ohabolana | 7345 |
Trandraka am-bato : maro mangazana . [Samson 1965 #T123]
|
| |
|
Fizahan-teny |
|
|
|