Ohabolana : ampandihizina | |||||||||||||||||||||||||||||||
Ohabolana | 1402 | Aza mila voa tsy ary, toy ny mpisikidy mampandihy ny marary . [Houlder 1895 #36]
Mpisikidy mila voatsiary : ny marary indray no ampandihizina . [Cousins 1871 #1989] Toy ny mpisikidy mila voatsiary : ny marary no ampandihizina . [Cousins 1871 #3215] | |||||||||||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Ne demandez pas l' impossible comme le devin voulant faire danser le malade (avant de lui prédire son rétablissement). [Houlder 1895] | ||||||||||||||||||||||||||||||
Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||||||||||||
![]() |