Fizahan-teny

Ohabolana : andadiana

Ohabolana Raha izaho manjoko indray no handadiana, dia ho voahitsaka hianao. [Rinara 1974 #3585]
Raha izaho manjoko no andadiana, voahitsaka hianao. [Houlder 1895 #798]
Dikanteny frantsay Si vous rampez sur moi qui suis courbé, c' est vous qui serez piétiné. [Houlder 1895]

Fizahan-teny