Fizahan-teny |
| |||||||||||||||||||||
Ohabolana : androbe | ||||||||||||||||||||||
Ohabolana | Ny fahadalana hoatry ny aretin' androbe : vory vahoaka, vao manala baraka. [Veyrières 1913]
Ny fahadalana ohatra ny aretin’ androbe : vory vahoaka vao manala baraka. [Cousins 1871] Ny fahalainana hoatry ny aretin' androbe : vory vahoaka, vao manala baraka. [Veyrières 1913] Ny fahalainana ohatra ny aretin’ androbe : vory vahoaka vao manala baraka. [Cousins 1871] Ny fahalainana toy ny aretina androbe : vory vahoaka vao manala baraka. [Rinara 1974 #2944] | |||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | La stupidité et la fainéantise sont comme l' épilepsie : c' est quand la foule est réunie que cela vous déshonore parce qu' alors on s' en aperçoit. [Veyrières 1913 #2101] | |||||||||||||||||||||
Fizahan-teny |
| |||||||||||||||||||||
![]() |