|
|
Ohabolana : aty
|
| |
|
Ohabolana | 6162 |
Raha tohina ny aty , marary ny afero . [Rajemisa 1985 #637]
Raha voatohina ny aty , marary ny afero . [Rajemisa 1985 #28, Veyrières 1913 #994, Rinara 1974 #3682, Cousins 1871 #2727]
|
Fanazavana malagasy | |
Ohabolana enti-milaza fifandraisan-javatra roa samy hafa ka izay mahazo ny iray dia mahavoa ny ilany koa. [Rajemisa 1985 #637]
Raha misy havana na sakaiza voateny na asian' ny sasany, ny tena avy no mahatsiaro mararirary. [Rajemisa 1985 #28]
|
Dikanteny frantsay | |
Si on touche au foie, la bile remue. [Veyrières 1913 #994]
Un choc sur le joie irrite la bile. [Nicol 1935 #422]
|
Fanazavana frantsay | |
Les membres d' une famille sont tellement unis, que toucher les uns c' est rendre les autres malades. [Veyrières 1913 #994]
|
| |
|
Fizahan-teny |
|
|
|