Fizahan-teny

Ohabolana : avoavoina

Ohabolana Avoavoin' ny vava ka sahalain' ny vintana. [Houlder 1895 #89]
Avoavoin' ny vavany, ka sahalain' ny vintany. [Houlder 1895 #622]
Dikanteny frantsay S' élever (ou être insolent) par ses paroles, et être jugé (ou remis à sa place) par son destin. [Houlder 1895]
S' élever par ses paroles et être rabaissé par le sort. [Houlder 1895]

Ohabolana Avoavoin' ny vavany, fa aetrietrin' ny sainy. [Rinara 1974 #356, Cousins 1871 #328]

Fizahan-teny