Fizahan-teny

Ohabolana : avo razana

Ohabolana 1Izay manankarena avo razana. [2.415 #2193]
Dikanteny frantsayLes riches sont de grande lignée. [2.415 #2193]
Fanazavana frantsayLes richesses suppléent aux ancêtres. [2.415 #2193]

Ohabolana 2Lambamena avo razana fa tsy mananjara afa-tsy loza. [2.558]
Lambamena soa fa tsy mananjara afa-tsy loza. [2.558]

Fizahan-teny