| Fizahan-teny |
|
|
| |
Ohabolana misy ny teny hoe : Benalika
|
|
|
| Ohabolana 1 | Benalika no miongo-kerana ka Isambiranto no miempa-tanana. [2.558]
Benalika no niongo-kerana, ka Isamboranto no miempa-tanana. [2.165]
Benalika no niongo-kerana, koa Sambiranto no tapa-tanana. [2.415 #3838, 2.653 #756]
|
| Dikanteny frantsay | C' est Benalika qui a arraché les joncs et c' est Sambiranto qui a eu les mains coupées. [2.415 #3838]
Les gens de Benalika arrachent des joncs mais ce sont ceux d' Isamboranto qui ont mal aux mains. [2.165]
|
| Fanazavana frantsay | Payer pour un autre. [2.415 #3838]
|
|
|
| Fizahan-teny |
|
|