Fizahan-teny |
|
|
|
Ohabolana : fitranga
|
|
|
Ohabolana 1 | Ny fanompoana hoatry ny tsangan' akoho, ka izay be fitranga ihany no voa. [2.415 #384]
Ny fanompoana ohatra ny tsangan’ akoho, ka izay be fitranga ihany no voa. [2.653]
Ny fanompoana toy ny tsangan' akoho, ka izay be fitranga ihany no voa. [2.558 #191]
|
Dikanteny frantsay | La corvée est comme le jeu aux poules mises en terre : plus la partie de la poule qui sort de terre est grande et plus elle est exposée à être atteinte par les coups de pierre. [2.415 #384]
|
Fanazavana frantsay | Les gens qui ne savent pas s' esquiver mais se montrent, sont pris pour la corvée. [2.415 #384]
|
|
|
Fizahan-teny |
|
|