|
|
|
|

Fizahan-teny

Ohabolana : kianja

Ohabolana 1Akory no ny zokiny eroa am-bavahady, fa ny zandriny eroa an-kianja. [2.558 #95]
Akory no zokiny eroa am-bavahady, ka zandriny eroa an-kianja ? [2.415 #3539, 2.653 #79]
Dikanteny frantsayPourquoi être l' aîné à la porte du village et le cadet sur la place publique ? [2.415 #3539]
Fanazavana frantsaySe disait des hommes qui avaient un certain rang mais ne savaient pas porter la parole. [2.415 #3539]

Fizahan-teny