Fizahan-teny

Ohabolana : lala-masaka

Ohabolana 1Nahoana no lala-masaka omaly, ka dia manjary tevan-kamono? [2.165]
Nahoana no ny lala-masaka omaly, ka dia manjary tevan-kamono ? [2.415 #2729, 2.653 #2061]
Nahoana no ny lala-masaka omaly no zary tevan-kamono ? [2.558 #2708]
Dikanteny frantsayEtant une route sûre hier, pourquoi êtes-vous devenu un dangereux précipice? [2.165]
Pourquoi ce chemin qui hier encore était un sentier battu, s' est-il transformé en précipice qui tue? [2.415 #2729]
Fanazavana frantsaySe disait des changements et des vicissitudes de la vie. [2.415 #2729]

Fizahan-teny