|
|
|
|

Fizahan-teny

Ohabolana : mahafohifohy

Ohabolana 1Fitia tsy mivaly mahafohifohy fisainana. [2.415 #5093, 2.558 #1180, 2.653 #973]
Fitia tsy mivaly mahafohifohy saina. [2.165 #176]
Dikanteny frantsayL' amitié non partagée obscurcit l' esprit. [2.165]
Un amour qui ne reçoit pas de réponse laisse dans l' embarras. [2.415 #5093]

Ohabolana 2Manombika akoho ka mahafohifohy fisainana. [2.558 #2125]

Fizahan-teny