Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
Ohabolana : mahasitrana | |||||||||||||||||||||
Ohabolana 1 | Mikatsakatsaka eran' izao loha rehetra izao, dia mahasitrana aretina an-doha ny sakamalao. [2.415] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | C' est parce que le gingembre se répand dans toute la tête qu' il guérit le mal de tête. [2.415 #2795] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait des gens qui se multiplient pour rendre service. [2.415 #2795] | ||||||||||||||||||||
Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||