Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
Ohabolana : mampisambotra | |||||||||||||||||||||
Ohabolana 1 | Atero ka alao ohatra ny nampisambotra ny mpanana. [2.558 #343]
Atero koa alao, hoatry ny mampisambotra ny mpanana. [2.415 #4426] Atero koa alao, ohatra ny mampisambotra ny mpanana. [2.653] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Apportez et emportez, c' est comme celui qui prête de l' argent à un riche. [2.415 #4426] | ||||||||||||||||||||
Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||