Fizahan-teny

Ohabolana : manakodiadia

Ohabolana 1Manakodiadia vato, dia kodiadiavany koa. [2.653 #1495, 2.974 #268]
Manakodia vato, ka ikodoavany koa. [2.558 #1973]
Dikanteny frantsayFaire rouler de bas en haut une grosse pierre, c’est la faire rouler sur soi. [2.974 #268]

Fizahan-teny