Fizahan-teny

Ohabolana : manerona

Ohabolana 1Alika manerona ka miaro ny tsy ho an' ny tenany. [2.558 #145]
Alika manerona: miaro ny tsy ho any ny tena. [2.653 #115]
Alika manerona: miaro ny tsy ho an' ny tena. [1.1]
Fanazavana malagasyEnti-milaza izay rehetra miaro zavatra na fananan' olona: tsy azy akory ilay zavatra dia maha-saropiaro azy. [1.1]

Fizahan-teny