Fizahan-teny |
|
|
|
Ohabolana : mangatsiatsiaka
|
|
|
Ohabolana 1 | Mifamati-dra aman-kary, ka izy mangatsiaka eny am-body vato, ny tena kosa matin-drano koba. [2.415 #4206]
Mifamati-dra aman-kary, ka izy mangatsiatsiaka eny am-body vato, ny tena matin-drano-koba. [2.653 #1753]
Mifamati-drà amin-kary, ka izy mangatsiatsiaka ery ambony, ny tena matin-dranon-koba. [2.558 #151]
|
Dikanteny frantsay | Se lier avec le chat sauvage par le serment qui fait frères de sang : le chat sauvage a froid dans son creux de rocher, et soi-même on meurt de l' eau prise pour vomir de tanguin. [2.415]
|
Fanazavana frantsay | Allusion à la sorcellerie : le chat sauvage était censé l' animal du sorcier ; or les sorciers étaient soumis à l'épreuve du poison tanguin. [2.415]
|
|
|
Fizahan-teny |
|
|