Fizahan-teny

Ohabolana : misolanga

Ohabolana 1Omaly hianao misolanga ho tandrony, ka anio no misafelika ho sofiny. [2.558 #3401]
Omaly hianao nisolanga ho tandrony, ary anio hianao misafelika ho sofiny. [2.165]
Dikanteny frantsayHier vous montiez comme des cornes, aujourd' hui vous pendez comme des oreilles. [2.165]

Fizahan-teny