|
|
|
|

Fizahan-teny

Ohabolana : mitsambiki-mikimpy

Ohabolana 1Aza manao an' Andriamanitra tsy misy ka mitsambiki-mikimpy. [2.558 #491]
Manao an' Andriamanitra fa tsy hisy, ka mitsambiki-mikimpy. [2.415 #33]
Manao an' Andriamanitra tsy hisy, ka mitsambiki-mikimpy. [2.165 #14]
Manao an' Andriamanitra tsy misy ka mitsambiki-mikimpy. [2.558 #1984]
Manao Andriamanitra tsy hisy, ka mitsambiki-mikimpy. [2.415 #33, 2.974 #54, 2.653]
Tsy mety raha manao an' Andriamanitra tsy misy, ka hitsambiki-mikimpy. [2.558 #4612]
Dikanteny frantsayCroire que Dieu n' y sera pas et sauter en fermant les yeux. [2.415 #33]
Faire abstraction de Dieu, et sauter les yeux fermés. [2.974 #54]
Nier l' existence de Dieu, c' est sauter les yeux fermés. [2.165]
Fanazavana frantsayC. à. d. dans l' inconnu. [2.165]
Ce proverbe se disait de ceux qui ne craignent Dieu. [2.415 #33]

Fizahan-teny