|
|
|
|

Fizahan-teny

Ohabolana : roritina

Ohabolana 1Ny teny nofon-kena: raha roritina, tonga ozatra. [2.653 #2443]
Ny teny toy ny hena ka raha roritina tonga hozatra. [2.415, 1.1]
Ny teny toy ny nofon-kena, ka raha roritina tonga hozatra. [2.415]
Ny teny toy ny nofon-kena, ka raha roritina tonga ozatra. [2.165 #553]
Ny teny toy ny nofon-kena, ka roritina tonga hozatra. [2.558 #3291]
Fanazavana malagasyTsy tsara raha ny rasaka na ny ady hevitra no halavaina loatra fa mety hanjary fanditra na ady mihitsy aza. [1.1]
Dikanteny frantsayLes paroles sont comme la chair, quand on l' étire elle devient muscle. [2.165]
Les paroles sont comme la viande : quand on tire dessus, cela devient nerf. [2.415 #4796]
Fanazavana frantsayIl ne faut pas tirer sur les mots pour leur faire dire ce que l'on veut. [2.415 #4796]

Ohabolana 2Ny teny nofon-kena : rana roritina, tongahozatra. [2.974 #204]
Dikanteny frantsayLes paroles sont comme la viande ; à force de tirer dessus on finit par rencontrer les nerfs. [2.974 #204]

Fizahan-teny