Fizahan-teny |
|
|
|
Ohabolana : saran-dakana
|
|
|
Ohabolana 1 | Reniketaka Ambodinangavo : malaza ho mpanan-karena, ka saran-dakana no enti-manala taona. [2.415 #2242, 2.653 #2786]
Reniketaka Ambodinangavo : malaza ho mpanan-karena, ka saran-dakana no entina manala taona. [2.558 #3749]
|
Dikanteny frantsay | Reniketaka d' Ambodinangavo : elle a la réputation d' être riche et cependant c' est en louant sa pirogue qu' elle joint les deux bouts à la fin de l' année. [2.415 #2242]
|
Fanazavana frantsay | Se disait des gens qui avaient de la réputation et non de la réalité. [2.415 #2242]
|
|
|
Fizahan-teny |
|
|