Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
Ohabolana : soso-nify | |||||||||||||||||||||
Ohabolana 1 | Lambo soso-nify ka nentim-paharazana. [2.165 #143, 2.415 #325, 1.1]
Lambo soso-nify; nentim-paharazana. [2.653, 1.1] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | Enti-milaza ny zanaka na taranaka manahaka ireo ray aman-dreniny eo amin' ny toetra na fomba nolovana taminy. [1.1]
Enti-milaza toetra nananana hatry ny ela, nolovana tamin' ny razana. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Les usages transmis de génération en génération, c' est comme des sangliers qui ont des surdents. [2.415 #325]
Un sanglier qui a des surdents: elles lui viennent de ses ancêtres. [2.165 #143] | ||||||||||||||||||||
Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||