Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
Ohabolana : voanana | |||||||||||||||||||||
Ohabolana 1 | Ny mpanompo toy ny voan' anana, ka raha kasihina poritra. [2.558 #3161]
Ny mpanompo voanana, ka raha kasihina poritra. [2.165 #1550] Ny mpanompo voanana : raha kasihina, poritra. [2.415 #586, 2.653 #2356] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Les esclaves sont comme des herbes potagères: on les presse, ils s' écrasent. [2.165]
Les esclaves sont comme des morelles : les toucher, c' est les écraser. [2.415 #586] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Il fallait traiter les esclaves avec soin, et en général gouverner avec modération. [2.415 #586] | ||||||||||||||||||||
Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||