A | B | D | E | F | G | H | I | J | K | Anarana | Mpamaritra | Matoantenin'ny atao | Tenim-piontanana |
L | M | N | O | P | R | S | T | V | Z | Mpisolo anarana | Tambinteny | Matoantenin'ny mpanao | Teny hafa |
ajo | mahajo |
ambara | anambarana, fambara, fanambarana, fanambara, mampifanambara, manambara, mpanambara, voambara |
andry | andrasana, andrazana, andriandry, fiandrasana, fiandry, fifampiandrasana, iandrasana, mahandry, mampiandry, miandry, mifampiandry, mpiandry, voaandry |
avy | aviavy, fiaviana, fiavy, fihaviana, fihavy, iaviana, ihaviana, miavy, mihavy, mpiavy, mpihavy |
bakazina | ibakazinana, mibakazina |
gasina (gasy) | gasigasina |
homehy (hehy) | fihomehezana, fihomehy, homehimehy, ihomehezana, mahahomehy, mihomehy, mpihomehy |
lahina | mampandahina, mampifandahina, mifandahina |
lany | ahalaniana, andaniana, fahalaniana, fandaniana, fandany, lanilany, lanina, mahalany, mandany, mpandany |
lasana (lasa) | ahalasanana, fahalasanana, mahalasana |
renindrenina (renina) | marenindrenina |
reraka | andrerahana, faharerahana, fandrerahana, fandreraka, firerahana, fireraka, harerahana, irerahana, mandreraka, mireraka, mpandreraka, mpireraka, reradreraka, rerahina, sareraka, voareraka |
sesehena (sesika) | hasesehena |
taboroaka (boroaka) | anataboroahana, ataboroaka, fanataboroahana, fanataboroaka, fitaboroahana, fitaboroaka, itaboroahana, mahataboroaka, manataboroaka, mitaboroaka, mpanataboroaka, mpitaboroaka, taboroahana, voataboroaka |
tafa | hatafana, manafa, tafaina |
tamy | anamiana, fanamiana, fanamy, mahatamy, manamy, mitamy, mpanamy, tamena, tamiana, tamina, voatamy |
tapitra | fahataperana, fanaperana, fanapitra, mahatapitra, manapitra, mpanapitra |
tentitentina (tentina) | mitentitentina |
tohintohina (tohina) | manohintohina, voatohintohina |
tomany (tany) | fitomaniana, fitomany, itomaniana, mahatomany, mitomany, mpitomany |
tsipaloka | atsipaloka, fanatsipaloka, fitsipaloka, mahatsipaloka, manatsipaloka, mitsipaloka, voatsipaloka |
A | B | D | E | F | G | H | I | J | K | Anarana | Mpamaritra | Matoantenin'ny atao | Tenim-piontanana |
L | M | N | O | P | R | S | T | V | Z | Mpisolo anarana | Tambinteny | Matoantenin'ny mpanao | Teny hafa |
![]() |