| Teny iditra | aankina (ankina) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
| Atao miankina (amin' ny hevitra ara-bakiteny): Aza aankina amin' ny rindrina ny sahafa sao maloto ny rindrina [1.1] | |||||||||
| Ohatra | Amin' ny antoandro, nahorona ny kidoro ary naankina teo an-joron-trano.
[2.472] | ||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |
|