| Teny iditra | aato (ato) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
| Ajanona kely fa tsy tohizina; tapahina: Naato ny fivoriana mba hahafahana mifanakalo hevitra [1.1] | |||||||||
| Ohatra | Haato ny fizotry ny fanomezana ny velaran-tany ahitana ny fihandronam-by ao Soalala;
[4.27] | ||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Tovy hevitra | atoina | ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/19 |
|