| Teny iditra | abafoka (bafoka) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
| Avala hitsilailay eo am-pandriana: Aiza no tsy ho kamo i Solo kely? Zavatra abafok' i reniny hatramin' ny valo maraina ny adala lahy [1.1] | |||||||||
| Qu'on laisse se vautrer [1.3] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/19 |
|