| Teny iditra | abanabana (banabana (bana)) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
| Atao mibanabana, mivoha na misokatra tanteraka: Abanabanao ny varavarambe sy varavarankely fa manempotra izany fofon' arina izany [1.1] | |||||||||
| Used of the door opened. [1.2] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/19 |
|