| Teny iditra | abaribario (baribary (bary)) | |
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana abaribary | |
| [1.3] | ||
| Ohatra | Amin' ny famintinanao ity tononkalo ity amin' ny andalana vitsivitsy dia abaribario tsara ny foto-kevitra tian' ny mpanoratra haseho.
[2.285] | |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/04/17 |
|