| Teny iditra | abirioka (birioka) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
| Avily any amin' ny tsy izy: Aza abirioka ny resaka, raondriana [1.1] | |||||||||
| To be made crooked. [1.2] | |||||||||
| Qu'on fait aller en biais [1.3] | |||||||||
| Ohatra | azo ahitsy amin' ny tsara na abirioka amin' ny ratsy, azo ahenjana na aketraka.
[2.296] | ||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/19 |
|