|
|
|
|

Teny iditra abo
Sokajin-teny mpamaritra
  [Bara, Taimoro, Tanosy] Avo, mideza [1.78]
  [Taifasy] Ambony, avo [1.78]
  [Betsileo, Taisaka] Avo [1.78]
  [Tanala] Avo, ambony: Mandrembo abo be ny raplany ka nikeoke anaty rahona ane (Misidina avo loatra ny fiaramanidina ka misitrika any anaty rahona any) [1.78]
  [Tandroy] Ambony: An'abo añe ty trano ty ondaty ampatrañe añe [1.78]
 Teny fahita indrindra amin' ny fitenim-paritra mitovy hevitra amin' ny hoe avo, ambony, tsy takatra: Abo toerana loatra io boky io ka makà tohatra [1.1]
  [Provincial] High and round; great, tall. See avo, and ambo. [1.2]
 Mot venant des provinces : peu usité en hova, et employé dans le sens de Avo, haut [1.3]
  [Tankarana] Haut. [1.19]
Sampanteny 
Tovy hevitra ambo ~ avo

Teny iditra abo
Sokajin-teny anarana
  [Bara] Aely [1.78]

Teny iditra abo
Sokajin-teny anarana
 Ambony noho ny aotra [1.13]
 Plus [1.13]
Voambolana 
Mpanahaka  tendro abo

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31