| Teny iditra | abosesika (bosesika (sesika)) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
| Enti-milaza zavatra na olona ampidirina amin' ny toerana iray ka somary atao letrezana [1.1] | |||||||||
| To be made to rush, to be pushed, forced, crowded, or crammed [1.2] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/19 |
|